Ka vao nohenoko indray dia hira hafa mihintsy moa ilay Revirevinay taloha. Fa Ny andro fahiny no izy marina. Misaotra e! fa ny titre eto @ UA-cam no hovaiko fa ilay vidéo voatery averiko indray raha hanova titre aho, hitako eo ihany
Heureux de te retrouver mon grand frère de Tana après si longtemps, Raymond nous a quittés . Nous gardons un souvenir de nôtre voyage inefacable dans l 'ile.. Gros bisous du VEZO de Tulear. VELOMA❤ 😂
Ny an'i Fafa manokana aloha dia ireo ihany no nisy hatreto, fa mandefa izay records afa mbola voatahiry ato aho, misy mahaleo koa fa alefako eo ihany koa ny artiste afa e!
Hono hoa !! Concert taiza izany itony ? Taiza ilay toerana nanaovana azy ? Merci foana
Misaotra Henri Ratsimbazafy, tahin'ny Tompo hatrany
Merci e ,!!
Mpakafy Mahaleo fa izao vao maheno an'izany hira izany !😊😊😊😊
Tsara ilay hira, tsy misy marina ny doria satria 2 sisa ry zareo no tavela eto
Manja, tena manja ilay guitare natao kabôsy !
La voix inoubliable de Fafah !
👋👋👋👋👋👋👋👋👋👋👋👋👋👋👋👋👋👋👋👋👋👋👋👋👋👋👋👋👋👋
Un genie de la musique🎸🎸🎵🎶
Bebey, isan'ny mpanakanto manga feo 🎵🎶🎸🎸❤❤❤
❤❤❤❤😢😢misaotra nizara Namela feomanga i Fafah
Kanto tena kanto 👍
Nifandiso kely zany titre zany. Fa mankasitraka foana t@ fizarana e
Merci fa nalefako indroa ilay izy kay dia ilay hira iray mbola tsy napetrako
Awesome
Merci Eric 👍
Avec plaisir 👍
Revirevinay taloha izany an!!
Misaotra anao indrindra fa tsy tadidiko ilay titre
@@radoris65 Afon-dasy na Ny andro fahiny no titre an'io ka, fa ilay hira no firevenay taloha. Feony Yves Simon " les Gauloises bleues"
Ka vao nohenoko indray dia hira hafa mihintsy moa ilay Revirevinay taloha. Fa Ny andro fahiny no izy marina. Misaotra e! fa ny titre eto @ UA-cam no hovaiko fa ilay vidéo voatery averiko indray raha hanova titre aho, hitako eo ihany
Manja ery
Il y a quelque chose de Spécial et de Spirituel dans cette version magnifique avec un duo Fafa et Rija au sommet!
🎉❤
Mafy e! Tonony, feony, mozikany... miaina mihitsy ilay anaovan'i Angelo ilay gidro!
Super spectacle 🎉👏👏👏
Fafah ❤️❤️
Tsy mampino raha ny taonany no jerena. Ho ela velona dear Henri !
Heureux de te retrouver mon grand frère de Tana après si longtemps, Raymond nous a quittés . Nous gardons un souvenir de nôtre voyage inefacable dans l 'ile.. Gros bisous du VEZO de Tulear. VELOMA❤ 😂
Misaotra sy mankasitraka eh
Mbola mitana, ho ela velona. Kintan ny Kanto Malagasy. Manaraka note, sady mpitendry, mpamorona , mpihira👍💕 . Bravo Henry RATSIMBAZAFY❤❤❤
❤Ho tahin'Tompo ianao Tompoko, ho ela velona.
Henri Ratsimbazafy est le grand Artiste de la grande île mascareigne🥰😄😍🤩😘
Ho ela velona ianao Tompoko Henri Ratsimbazafy ô! 👍
❤❤❤❤
Tsara e !! Nga tsy nisy records hafa intsony maître be ? Mba alefaso ihany e .. misaotra sahady
Ny an'i Fafa manokana aloha dia ireo ihany no nisy hatreto, fa mandefa izay records afa mbola voatahiry ato aho, misy mahaleo koa fa alefako eo ihany koa ny artiste afa e!
@@radoris65 miandry ary zay e 👏
@@radoris65 Mankasitraka mialoha🌼💐
Fafah est éternel !
Maître 😁
Maître 😁
Ekena lesy ny rivotra a!
Merci Rija @ gitara
👏🙏
Manjaaa
Chapeau be ko aloha le guitariste fa tena kanto zany fomba fitendriny zany ka ❤️
Grand Maitre mihitsy io. efa mpanaraka Artiste Kalaza (Lalatiana, Erick manana, Tselonina sns...)
Tsara ny hiran'ny Taniko 🇲🇬❤️
Zany ka feo ❤️
Ndryyy ❤️ mandona any @ fo mintsy ❤️ zany ka kanto ❤️
🙏👏
🥲❤❤
Misaotra be dia be @fizarana o!
tokony nanao albums manokana izy ❤
Raitra! Fanahy zany nama a!!! Merci à Aina et au grand Fafah
😢matsiaro ny feo manga.❤
Whaoo Whaoo
Tiako lesy e, Mankasitraka ingahy Tselonina a.